Sakafo Vita Malagasy

Hary Soa
Product/service
Send message
Active
Hary Soa
2 hours ago
Hello!
Misy hatrany ny grain de sésame marron, efa madio tsara
Fantaro fa maro ny vokatsoa azo avy amin’ny sésame:
Manatsara ny fitadidiana sy ny fiasan’ny atidoha
Mampihena ny tahan’ny tavy ratsy
Manan-karena calcium, magnésium, fer fibres…
Afaka hoanina miaraka amin’ny yaourt na ronono na dité, afaka ampiarahana amin’ny vary
mp raha hanao commande
Manao livraison, récupération possible

Articles recommandés

Pain de mie nature & Pain burger : Frais & Délicieux

Tigre ndray zao : 20kg à 32.000ar le kg

Sakafo MADIO sy TSARA TSIRO – Antanimena