56 minutes ago
Orange Washington
Iza no mbola tsy mahalala azy
Orange mam be sady be ranony
miamm
Ny mampiavaka azy amin’ny orange tsotra, misy fotrany kely eo amin’ny lohany, manify kokoa ny hodiny
Afaka Ambolena anaty pot vonikazo
na amin’ny araka izay itiavanao azy
Zanany kely 15 000 Ar
Zananay efa misy voany kely koa an sady efa anaty pot fa haf ny vidiny
Manao livraison mandefa amin’ny faritra 0344700363
Ambohimangidy Ampitatafika
