Sakafo Vita Malagasy

a day ago
Miarahaba Tompoko
Te hanana tsiky tsara ve ianao ? Na koa efa manana fa tsy ampy ? Na te hanolo vaovao mihitsy ?
Vonona hanampy anao izahay Tompoko
Afaka manao izay komandy rehetra araka izay itiavanao azy(lokony ny habeny,ny halavany)
NIFY 1(tokana)=15000AR
NIFY 2_____6=10000ar
NIFY 6_______mihotra=9000ar
TOERANA:Eto Tana MANJAKARAY TERMINUS BUS 157(près ÉGLISE FJKM MANJAKARAY MIANTSO kely rehefa tonga eo
AFAKA TONGA DIA MIANTSO AVY HATRANY NY:0346522941/0337365141/0324798966
NB:AFAKA HITSAKOANA TSARA /Vita vetivety iany/Misy Garantie
Afaka mamerina ny endrikao hiverina @laoniny ny fanaovanao Solonify.koa tongava fa mbola tsy tara

Articles recommandés

« Le Zigaloum : Délicieux plats à prix abordables »

« Oeufs de Caille Frais : Saveur & Bienfaits »