Mi-Kaly food
5 days ago
15 000ar dia efa mahazo pizza au fromage ato aminay an
Au choix: mortadelle, jambon, poulet, crevette kosa 18 000ar
Pizza mix 20 000ar
Alefaso dien’izao ny commande fa ho aterinay any amin’izay misy anareo mihitsy
Ambatomaro no hahafahana manao recuperation kosa
Afaka miantso ny +261 38 63 728 08
« Pizza à Antananarivo : Mi-Kaly food, livraison possible »
