Sakafo Vita Malagasy

Reflexothérapie Mikolo Fahasalamana
July 12
Spasmophilie
Fikorontanan’ny toebatana ; sy ny fihetsempo ary saina
~ Tonga ny spasm rehefa nisy tranga nampalahelo niseho tamin’ilay olona; raha misy zavatra mampitebiteby; raha reraka tafahoatra; na noho ny sakafo nohanina nampilatsaka calcium.
• Izao n’y fisehon’ny spasm: Midobodoka mafy ny fo (palpitation); tery ny tratra; maina ny tenda; feno rivotra ny vavony; volivoly ny tànana sy tongotra ; mety ho mikainkona; maneno vy ny sofina; mandroiroa ny maso; toa tsisy « équilibre » fa mihevaheva rehefa mandeha; marary an-doha ; fanina; tsy mahazaka tabataba; mikorotan-tsaina; mora malahelo; kizintina tsy amin’ny antony; mangotsoka ny taolana; tsy mahita tory; mety hanofy ratsy amin’ny alina; toa mahita na mandre zavatra hafahafa ; very tadidy; reraka be ; safotra; sns …
#NB : Mampijaly ny spasmophilie ho an’ireo izay voany.
Kanefa tadidio tompoko fa azo tsaboina tsara hatramin’ny fakany izy io ato aminay.
Matotra io; ary ijoroanay
Tsy calcium sy magnésium ary vitamines omena ny marary ‘zany fotsiny zany no itsaboana azy io. Tsisy dika izany; ary tsy sitrana io raha izany.
Fa ny#atao MBA ahasitranana azy io ato aminay , Dia omena ny vokatra natoraly
Efa nandalo laboratoire ; efa nandalo andrana ara-medikaly ; sy voaporofo.
Ireo dia manadio ny ao anaty; mamerina amin’ny laoniny ny toebatana sy ny fiasan’ny taova.
• Mazava ho azy fa misy « carence » na tsy fahampiana ao amin’ny vatan’ilay marary… Misy compléments
Afaka mameno ny otrikaina tsy ampy ao anaty izy ireo (Oh: vitamines ; calcium; magnésium ; fer ; zinc ; acides aminés ;sns…)
✓ Fa indrindra indrindra,ny otra points (reflexotherapie) ato aminay.
Manampy be amin’ny fitsaboana spasm izy io.
Mampiakatra hery fiarovana ; Mandamina ny « hormones » sy « glandes » ; ary manatsara ny fiasan’ny taova koa.
✓ Ny 95% an’ny olona spasmophile notsaboina dia sitrana. Tsy ireharehana izany fa ambara eto kosa MBA ho fanampiana ny mpiara-belona. Isaorana Andriamanitra Mahery
dia ankasitrahana ireo nanaraka tsara ny traitement.
✓ Misy fizahana na analyse magnétique atao; amin’ny sarany mirary atao mialohan’n fitsaboana. MBA ahitana amin’ny antsipiriany ny fototry ny olana mifandray amin’ny spasm . Ka ahafahana mitsabo tsara
Afaka manantona anareo koa zahay raha eto Tanà sy manodidina ianareo.
#FANAZAVANA & #FITSABOANA : Tel 0382974305 na 0335848288

Articles recommandés

« Mofo Mamy Be : Lehibe Indrindra ho An’ny Mariazy »

« Fruits : Bienfaits et Plaisir Coloré »