9 hours ago
Izao ilay hoe afaka 1 taona dia mamoa sady tonga de be voany kely be dia be anie e
io izao paiso natao greffe teo,1 taona ihany dia efa izao mamoa be izao,izy ity izao « paiso nectarine »
Mbola misy ny zanany,ary misy zanany efa mamoa koa ato
034 79 787 12
Paiso Nectarine : Fruit Sucré & Abondant
