3 days ago
Mirary herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra
Efa afaka mandray commande #tilapia_gm #Frais zahay an
Livraison tilapia GM isakn samedi après

3 days ago
Mirary herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra
Efa afaka mandray commande #tilapia_gm #Frais zahay an
Livraison tilapia GM isakn samedi après
Mikarepoka sy matsiro ery
Misy
#Masira
#Matsatso
#Poivré
#Masiaka
42.000 ar ny kg
034 90 180 23
Zazakely mikohaka farovy lava
Zaza tsy mety mitombo ato
Saobakaka mampazoto homana zazakely
Mety ho any olona asthmatique koa izy ity
Tena tsara hoan,
2 days ago
FINTSA na PITIKY Sofia(Fitsa)
100g : 2000ar
250g : 4000ar
500g : 7000ar
Misy prix en kg anh
Manao livraison sy mandefa am faritra zay
Recup itaosy
Nu
Reto ndray ary e hoan’izay mbola tsy nahazo akoho kely une semaine 10 isa amidy
3500ar/1
*Toerana Itaosy midira mp avy atrany zay matotra na antsoy ito laharan
5 hours ago
Salam daholo tompoko
Ry zareo avy any Talata volonondry indray no nahalasa azy ity ka hoy aho hoe mahavanöna be tompoko de mahazahoa vokatsoa aminy
April 17
Salama eh
mbola misy fona ny koba mahapadonga ny zazakely ato amnay an
Koba akondro sy koba vomanga izay vokarinay ato Fy kaly no maha donga donga