11h
An’isany tena be mpankafy ny sakafo miaraka amin’ny trondro ato aminay.
Teto izao dia filet de poisson + légumes sautés à l’ail no commande.
Mahavoky ve io?

# Livraison de repas à domicile
La livraison de repas à domicile est devenue une pratique de plus en plus courante, permettant aux consommateurs de savourer leurs plats préférés sans avoir à quitter le confort de leur foyer. Grâce à la variété des options disponibles, il est désormais possible de commander des repas provenant de restaurants locaux, de chaînes nationales ou même de cuisiniers indépendants. Ce service pratique et efficace facilite le quotidien des personnes qui manquent de temps pour cuisiner ou qui souhaitent simplement se faire plaisir en dégustant un repas de qualité. De plus, la livraison de repas à domicile permet de soutenir l’activité économique des restaurants, en particulier pendant les périodes de confinement.
11h
An’isany tena be mpankafy ny sakafo miaraka amin’ny trondro ato aminay.
Teto izao dia filet de poisson + légumes sautés à l’ail no commande.
Mahavoky ve io?
Ilay kely de mamoa
Manao livraison
Mandefa @faritra misy anao
0340711784
3d
MES CHERS CLIENTS !!!
Miova 600ar/pcs ny prix roulées de Manioc aux cacahuètes manomboka ny 15/10/2024
Yum Box.mg
1d
Chicken&Wraps Box
Natotona tato amty box ity daholy ireo karazana poulet ato amny Yumbox
( Crispy chicken, Poulet dakgangjeong, poulet crousti
6h
Ny ‘Nem préparé ‘ (Mbola manta) ato aminay Dia tena misy toto-kena sy fangaro samihafa annn.
(Fa tsy tongolo oignon fotsiny).
Mandray commande ho an’ny récup
6 hours ago
Salama daholo ehhhh
!!!
Tato ho ato ianareo dia tena tsikaritray fa tianareo beeee mihitsy ilay sandwich aux poulets anayyyy
Mankasitraka tompokooo!
14 hours ago
Izahay ekipan’ny Meal Box dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.
Aza adino fa misokatra foana izahay hatramin’ny Sabotsy.
Ambohi
Matsiro sy tsy mankaleo
Anaovana karazana sakafo maro
12000ar dia mahazo 500g
Alefa aloha’ny amin’ny 11 ora ny commande dia aterina ny ampitso
0336380477
8 hours ago
Izahay ekipan’ny Meal Box dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.
Aza adino fa misokatra foana izahay hatramin’ny Sabotsy.
Ambohit
Magret De Canard
15 minutes ago
coucou, livraison demain ndray ooo
cuisse de canard
magret de canard
foie gras
canard entier
akoho gasy
gisa
vorontsiloza
bitro