eto Tamatave, Ahitana koba dongà maro koa eto an ! Sakafo mora karakaraina, mitondra otrikaina maro, MAMPITOMBO LANJA ny zaza, izay tena mampiavaka ny vokatra

eto Tamatave, Ahitana koba dongà maro koa eto an ! Sakafo mora karakaraina, mitondra otrikaina maro, MAMPITOMBO LANJA ny zaza, izay tena mampiavaka ny vokatra
1)-Maraina: Koba vary mena asina fromage
2)-Goûter 10h: yaourt nature sucré
3)-Atoandro:
Koba vary mena na vary tsotra
Brocolis
Nofon’akoho
thym
-Huile de c
Menu zazakeky 6mois ++
*Maraina: Koba vary mena na koba akondro na farilac na cerelac
*Goûter 10h: yaourt+madeleines
*Atoandro:
-Voatavo 2 tranches
-Ovy
6 hours ago
———FILAZANA———
Faly miarahaba antsika Papa et Maman – Futur Papa et futur Maman manaraka ny pejy,
Ho fanatsarana sy fizarana ary fanomez
April 17
Salama eh
mbola misy fona ny koba mahapadonga ny zazakely ato amnay an
Koba akondro sy koba vomanga izay vokarinay ato Fy kaly no maha donga donga