Sakafo Vita Malagasy

11 hours ago
Miandry anao ny Crevettes Dubai !
Andramo sy ankafizo fa tena tsara , miam miam
Na iaraka amin’ny fianankaviana ianao na iaraka amin’ny namana,
indrindra mo fa hoe iaraka amin’ny madama, tonga dia hafapo tsara nareo
Ambohitratrimo Alakamisy – Anosiala
038 20 403 39
#MealBox #CrevettesDubai #Gastronomie #BonAppéti

Articles recommandés

« Formation Pratique Charcuterie – Itaosy »

« Afa-po avokoa ireo nanandrana »

Poulet laqué entier à 25.000ar – Flashy Foods