Ty ary ny recettes e : 500g totokena, levure chimique 3cc, ail 1cc, soja 2cs, sucre 1cc, sel, poivre, sakamalao raha tia, fecule 3cc
Tsara kokoa raha efa vidiana 1 andro mialoa ny totokena d atao anaty frigidaire, Afangaro daolo ny ingredients rht, averina anaty frigidaire 30mn minimum 1h30 max, afangaro elaela miiits amzay souple tsara lay totokena, vita ny pause d mixena aveo volavolaina ny boulette (hialana am le miraikitra @tanana d passena anaty bol misy rano mangatsiaka ny tanana d tsy miraikitra miits, mampangotraka rano d ref mangotraka d arotsaka ny boulette k ref mitsingevana elaela (3 a4 mn eo d alana) d alana d teto za nanao sosy tongolo sy voatabia normal d ref potika tsara ny voatabia d arotsaka ny boulette d nampiako lay ro-kena nandrahoana tetsy aloa (1/2bol + 1cs farine) d iny no narotsaka tao d vita sokola
Pour une fois afapoooo tam recette boulette sinoa ty
Merciiii Fiononantsoa Sitrakiniaina tam sopapa
« Recette Facile: Boulettes Chinoises Délicieuses »
