Sakafo Vita Malagasy

Admin
· August 10, 2021
TSY FAHOMBIAZAN’NY VOA
INSUFFISANCE RÉNALE
Manampahaizana Sinoa iray no manao antso avo ho an’ireo mararin’ny tsy fahombiazan’ny voa mba tsy hankato ny fanapahan-kevitry ny dokotera amin’ny fandidiana sy ny famindrana voa hafa mahakasika ity aretina ity. Manamafy ity manampahaizana ity fa tsy mahomby ny fandidiana noho ny aretina miverina afaka taona maromaro izay tsy mihoatra ny 10 taona akory. Nanolotra vahaolana tsotra sady mora no tsy lafo moa ity farany mba hitsaboana ilay aretina.
Inty ilay vahaolana:
Alaina ranony ny tongolo mena (gros oignon) ka afangaro amin’ny tantely tsy mitapoka. Ranon’na tongolo iray kaopy afangaro amin’ny tantely iray kaopy (mampiasa mixeur)
Voalohany: ajanona tanteraka ny fanafody rehetra
Faharoa: 2 sotro lehibe isan’ora amin’ilay fangaro no sotroina mandritra ny 3 andro misesy.
Fahatelo: manao « analyses »n’ny pipy, créatinine, calcium, phosphore, potassium, sy izay rehetra mety ho hita amin’ny rà rehefa tapitra ny andro fahatelo
Fahefatra: Tokony efa ho tsara ny valin’ireo tets
Fahadimy: raha sanatria mbola tsy mihatsara dia misotro amin’ilay fangaro 1 sotro fihinanana isanandro isanandro amin’ny vavony foana, izany hoe alohan’ny hisakafoanana maraina mandrapahatomombanan’ny valin’ny analyses ataonao.
Mirary fahasalamana foana ho antsika rehetra ato

Articles recommandés