a day ago
Zany hono e
FANAFODY NATORALY FANALANA TASY REHETRA @ VATANA INDRINDRA NY TAREHY : Anisan’ny tena mahasorena ny vehivavy ny mahita ireo tasy navelan’ny mony na panda ireny @ tarehiny rehefa mijery fitaratra. Ary tsy vahaolana ry vehivavy namako ny fampiasana produits chimiques izay ahosotra @ tarehy ireny.
#ZAVATRA_ILAINA :
Anamalao na Felimafana na Agnamalao.
#FOMBA_FIKARAKARANA_AZY :
Ampangotrahana ny anamalao na felimafana miaraka amin’ny rano 1 litatra ( ny anamalao eran’ny tanana raviny miaraka amin’ny tahony io) mandritra ny 5 minitra eo ho eo vao ampidinina.
#FOMBA_FAMPIASANA_AZY :
Avela mangatsiaka ilay ranonà anamalao teo , ka iny no anasana tarehy , tena tsara kokoa raha avy mifoha maraina no anaovana azy , ary atao isanandro fa tena afaka tanteraka izany tompoko.
#FAHARETANY_TRAITEMENT :
Maharitra iray volana.
#FANAMARIHANA :
Tsy azo atao mampiasa savony manitra isan-karazany fa savony gasy ihany no mety anakobanana ny tarehinao , rehefa avy nampiasa azy.
Mba ho fanampianao ireo namanao dia partageo faobe anaty Groupe izay misy anao rehetra tompoko merci
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavan-tsoa sy mahaliana isanandro ianao
Kitiho ilay soratra mangakely ery ambony indrindra
Lydia Tsiafera Gasy
FANAFODY NATORALY FANALANA TASY – Zavatra mipetraka.
