Sakafo Vita Malagasy

3h
He hé hé Ao aloha mba ankafizo ny préparation TACOS Machirou bé tsika ty
Andao hiaraka hilendalenda aminay
Fa Na Dia izany anefa REPOS Izahay androany ah
Tsisy livraison Dia tsy misokatra ny point de vente anankiroa
Rahampitso indray zany ny fotoana aminy kalikaly matsirooo
Fa ao anie Mba asio Commentaires ty publications ty euh, commenter o an’izay kaly tianao hoanina ato aminay
Ataontsika TIRAGE AU SORT demain 12h
Go go go

Articles recommandés

« Pâte Feuilletée : Prête à l’emploi, pour vos recettes ! »

« Cicatrices et Taches : Dites adieu aux imperfections »