Sakafo Vita Malagasy

Marary Mafy i Rayan kely zanakay
Nianjera izy ary nisy Rà niangona tao @ lohany ka tsy maintsy naiditra bloc izy
Sahirana dia sahirana izahay @ resa-bola ka mba mangataka tolo-tanana avy @zay malalatanana izahay tompoko
Raisinay atanandroa izay foinareo tompoko
Fa tena efa lany ny eo ampelatananay
Mangataka vavaka ihany koa zahay satria ny vavaka manova zavatra
Numero Mvola 0341084132
Misaotra sahady @zay ho ataonareo tompoko ANDRIAMANITRA ANIE AMALY FITIA ANAREO
Ho anizay te ijery mivantana anay tompoko dia eto @ Hoptaly ITAOSY izahay miantso rehefa tonga eo ivelany dia tsenainay eo tompoko

Articles recommandés

« Santé de la femme : Secrets naturels pour une vie épanouie »

Superfans Iray Roa Botika, Rejoignez le jeu!