18 hours ago
Coucou daholo ny maman rehetra
Nangingina kely isika tato ato fa efa niverina amin’izay
Vacances zao ny harenakelin-tsika
Noana lava zareo?
Mangataka « goûté » lava?
Ity misy vahaolana omena anareo maman
Ity ary ny Flan box sady mahavoky no ara-pahasalamana
LIVRAISON ALAKAMISY HO AVY IZA
Recette vaovao be atolotray ho anareo tia sakafo rehetra
sy zazà antsika
Flan box (mangahazo) à base de lait de coco, raisin sec et choco
Tena matsirooooo be
Mangahazo afangaro ronono
mbola ampiana lait de coco
raisin ary choco
Recette généreuse be nefa amin’ny vidiny 7.000 Ariary ny 1 assiette
à 8 portions
Afaka mandray commande hatramin’ny mercredi 7 Août
Ny livraison antsika amin’ny Alakamisy 8 Août ho avy izao
Alefaso amin’ny mp ny commandenareo rehetra
Misaotra sahady ho an’ireo izay efa nandefa commande
Contact 034 76 145 17
Mi’Milk
Mi’Milk France
« Flan Box Mangahazo : Délicieux & Généreux ! »
