Bénie shop
Send message
Bénie shop
16 hours ago
Lalao izay mety azahonao fanomezana maro
Tsotra kely ny fomba fandraisana Anjara
asio j’aime page Bénie shop
Mentionneo ny namana 5 ao @ commentaire ilalao
partageo anaty groupe 5 ity publication ity + capture d’écran en commentaire mazava tsara
Lalao dia hifarana ny 4 Aout ho avy zao ary ny fisarahina kosa dia ny 5 août
NB: izay mahafeno fepetra ihany no mahazo loka ra toa ka tsia dia mamerina misarika hafa dray
Loka volahany vola 50 000ar
Ary ny faharoa kosa dia omena pack gourmand izay hita @ sary reto
ee ndao ary ilalao ee !!!