Sakafo Vita Malagasy

Chef
Send message
Taɦɨaռa tʀaɨtɛʊʀ 2 is in Mahajanga.
2 days ago
Aiza jiaby anareo miboaka avy eto Majunga
Ho avy ny CENTRE DE FORMATION  » SOA FY TAHIANA  » hampanao formation anareo momban’ny sakafo isan-karazany.
Mariho dieny izao ary ny datin’andronareo manomboka ny Alarobia 14 Aogositra ka hatramin’ny Sabotsy 17 Aogositra 2024 ho avy izao
Ireto avy ary ny zavatra ataontsika :
* 14 – 15 Aogositra :
‌Patisserie de base
Gateaux genoise , venoiserie, brioche , croissant,…
Prix : Maraina: 25.000Ar
Hariva: 25.000Ar
* 16 Aogositra :
‌Gateaux isan-karazany:
Mille feuille, red velvet, gâteaux choco,sns…
Prix : Maraina: 25.000Ar
Hariva: 25.000Ar
*17 Aogositra :
‌Fast food:
Tacos, humburger, panini,sns…
Prix: 30.000Ar
N.B: Misy bonus hafa hampianarana amin’ireo formation ireo.
‌Fanazavana fanampiny :
034 95 815 37
034 15 344 11
‌Fisoratana anarana :
034 08 335 44
Toerana hanaovana formation :
Cocoon Mangarivotra ampitan’i Gelato Don Bosco

Articles recommandés

« Recettes Malgaches : Partagez vos secrets ! »

Patinay Matsiro: 10pcs, 24cm, 13.000 Ar