Sakafo Vita Malagasy

Prestataire Hajanirina
Send message
Prestataire Hajanirina
3 days ago
CONTACT ;038 32 382 96
Ho antsika zay mikarakara lanonana rehetra
Anniversaire, Mariage, fiançailles, baptême, sns…
SAKAFO MATSIRO BE NEFA MORA
Ireto avy ary ny prix atsika ;
50 personne HATRAMIN’NY 150 personne/ 22 000AR fotsiny
Plus de 150 personnes/ 20 000AR fotsiny
IRETO AVY ARY NY AO ANATIN’NY PRIX
Entre froide
Entre chaude
Résistance (laoka roa)
Dessert
Boisson (star, eau vive, jus naturel)
Serveur
RAHA COCKTAIL FOTSINY;
7000AR/PERSONNE FOTSINY
RAHA GÂTEAU FOTSINY
4000AR/PORTION
Mandeha faritany rehetra izahay
Ka aza tara ary mamandrika ny daty nareo eee
Mankasitraka indrindra tompoko
Contact :038 32 382 96

Articles recommandés

Tsatsiou : Laqué Fumé, Livraison Disponible

« Wrap Poulet & Salade : Un Délice à Anosizato »