6 hours ago
NARIAN’NY ZANANY HONO FA MARARY FOANA
Marie no anaran’ity Bebe ity , eny Itaosy Ambodifasika no misy azy , feno ratra ny tarehiny
, tena mampalahelo, narian’ny zanany hono izy fa marary foana
Source : Fy Fy
[« Bebe Narian’ny Zanany : Mampalahelo be! »]
