Sakafo Vita Malagasy

Fumoir njara
Send message
Fumoir njara
3 days ago
Faly miharaba tompoko
Mbola mitohy ny tolotra fumoir ato aminay amin’ny vidiny tena mirary
Ary misy karazany azo isafidihanana ihany koa izy ireo
Gm misy grille, Gm tsotra, Moyen misy grille, Moyen tsotra
Miaraka amin’ny kit complet avokoa izany oe fumoir + fatana +crochet raha misy grille moa dia miaraka amin’ny grille raha tsy misy dia ireo avy no miaraka aminilay izy
Koa raha mahalina anao dia mandefa Mp na miantso ny numero 0384860632
Fa vonona ny anome ny tsara indrindra avaty aminay izahay tompoko

Articles recommandés

Fumoir Inox Pro: Poulet, Cochon, Canard… Tana Gratuite

Réchaud Gaz 2 Feux AKITA – Allumage Auto