Home

Miezaka ny ho matihanina foana hatrany aho miaraka amin’ny Agrivet ! Ho anareo mpiompy omby vavy beronono, natao ho anareo ity fitaovana FITERENA NONO ity. Tsy mandany fotoana be ny fampiasana azy satria omby vavy be ronono 2 be izao no afaka terena

Miezaka ny ho matihanina foana hatrany aho miaraka amin’ny Agrivet !
Ho anareo mpiompy omby vavy beronono, natao ho anareo ity fitaovana FITERENA NONO ity.
Tsy mandany fotoana be ny fampiasana azy satria omby vavy be ronono 2 be izao no afaka terena miaraka ary mahazaka hatramin’ny 60 litatra izy ity. (2*30Litatra)
#AGRIVET #Agrishop #Machine_à_traire #Omby_vavy #Ombyvavyberonono #Fiompiana #Miompy

ITsangana Education & Learning Send message ITsangana ´Ndao resahina ny mahakasika ny Azote izay singa tena ilaina amin’ny fambolena Ny Azote dia otrikaina tena ilaina amin’ny fitomboan’ny voly. Anisan’ny mandrafitra ny proteinina izy io, anatin’izany ny

ITsangana
Education & Learning
Send message
ITsangana
´Ndao resahina ny mahakasika ny Azote izay singa tena ilaina amin’ny fambolena
Ny Azote dia otrikaina tena ilaina amin’ny fitomboan’ny voly. Anisan’ny mandrafitra ny proteinina izy io, anatin’izany ny « enzymes », ary ny asidra nokleika, anisan’izany ny ADN.
Amin’ny maha singa iray amin’ny chlorophylle azy dia manana anjara toerana lehibe amin’ny atao hoe photosynthese izy.
Ny azote avy amin’ny tany no tena sakafon’ny zavamaniry. Ny sasany amin’izy ireo ihany, indrindra ny legume, no manana fahafahana maka azy amin’ny rivotra amin’ny alàlan’ny fifandraisana amin’ny bakteria.
Ny fitantanana ny Azote dia ny fampifandanjana araka izay azo atao ny filan’ny zavamaniry ambolena sy ny famatsiana ny Azote samihafa izay ahazon’izy ireo tombotsoa mandritra ireo dingana samihafa amin’ny fivelarany.
Ny tsy fahampian’ny azote
dia mety hampihena ny fahavokarana sy ny vokatra, indrindra ny kalitaon’ny vokatra aza.
Azote no betsaka anatin’ny zezika ranony izay vokarin’ny ITsangana
#itsangana
#agriculturebiologique
#Agriculture
#FAMBOLENA
#agroécologie
#Boky
#Formation

Golden Pro Send message Golden Pro Arrivage de promotion machine Pétrin Professionnel Disponible : 10 Litre , 20 Litre , 30 Litre Pétrin pour les boulangeries, pâtisseries etc…. _ Matériel en acier inoxydable pour la santé _ 3 Vitesse avec

Golden Pro
Send message
Golden Pro
Arrivage de promotion machine Pétrin Professionnel
Disponible : 10 Litre , 20 Litre , 30 Litre
Pétrin pour les boulangeries, pâtisseries etc….
_ Matériel en acier inoxydable pour la santé
_ 3 Vitesse avec Grand moteur
_ Puissance : 220 V / 50 Hz
_ INOX épais
_ Avec accessoires 3 fouet en inox
Contact : 032 78 951 66
Manao Livraison gratuite tana

Maro isakarazany ny zanaka voasary eto aminay,tsy ny voasary ihany misy fa misy akaotrany Café arabica:800ar(misy prix de gros) Letchi:4000ar Ravintsara:1500ar(misy prix de gros) Papay:700ar Acacia, kininina,sapin,…:300ar Mangue:1500ar

Maro isakarazany ny zanaka voasary eto aminay,tsy ny voasary ihany misy fa misy akaotrany
Café arabica:800ar(misy prix de gros)
Letchi:4000ar
Ravintsara:1500ar(misy prix de gros)
Papay:700ar
Acacia, kininina,sapin,…:300ar
Mangue:1500ar
-citron mayer:3500ar
Voasary greffe: -japonai:3000ar
-orange(Washington,valencia,tangelo,…):2500ar
-Clementine:2500ar
-boutie:3000ar
Misy prix de gros,ary manao livraison
tsara sy azo antoka tsara daholo ny zanaka hazo misy eto aminay
Raha misy mahaliana anao de aza misalasala manantona mp
Contact
:034 45 037 17
+4

ZANA-TRONDRO CARPE Mandeha foana ny livraison antsika na aiza na aiza misy anao. Sabotsy 30 septembre ny manaraka ka aza tara ary. Kalitao tena tsara sy voafantina hatrany no homena antsika. prix: 200 ariary Fiche technique 0 ariary 0346920278 Mirary soa

ZANA-TRONDRO CARPE
Mandeha foana ny livraison antsika na aiza na aiza misy anao.
Sabotsy 30 septembre ny manaraka ka aza tara ary.
Kalitao tena tsara sy voafantina hatrany no homena antsika.
prix: 200 ariary
Fiche technique 0 ariary
0346920278
Mirary soa

Niaina Raz hosted a Piano Music Master tournament. Noraisinay ny mombamomba anao tompon’ny sary, ary voatsapaka fa #anisan’ireo nahazo #loka #ianao tamin’ny #fifaninanana teto amin’ny #fikambanana ary ny #lokanao dia #vola 1.000.000 (1tapitrisa) ar, saing

Niaina Raz hosted a Piano Music Master tournament.
Noraisinay ny mombamomba anao tompon’ny sary, ary voatsapaka fa #anisan’ireo nahazo #loka #ianao tamin’ny #fifaninanana teto amin’ny #fikambanana ary ny #lokanao dia #vola 1.000.000 (1tapitrisa) ar, saingy mba #ahazoanao io loka io dia misy ny dingana farany ho anao mba ho porofo fa tsy miandry homena fotsiny ianao fa manana fahavononana, dia ny #fizarana amin’ny vondrona 15(#partagena anaty #groupe 15), ary mandefa fangatahana namana amin’ny kaontiko ianao mba hifandraisanay aminao ao amin’ny fandaharanay (Ajoutena ho #amis, satria mo maro ny nahazo ny loka ka ze mahavita iany no #isitraka ny anjarany) , eto amin’ny #Echo-Stadium, ary misaotra anao. Marihina fa avy amin’i #mustafa_Al-Agha ilay #loka, ary mbola misy 2em change iany ho an’ny mbola tsy nahazo (500.000ar) dia izay mandefa demande amin’ito compteko ito ary mizara amin’ny @vondrona 20 (#groupe 20),…. nandefasa fangatahana namana mba handraisana vola ara-bola …
ho anao tompon’ny sary iany topoko no anaty #liste….
Mba anarahanao ny fomba azahoanao ny lokanao dia #araho ito page ito mba ahaizanao ny fomba azahoanao soaman’tsara ny #lokanao:
https://www.facebook.com/profile.php?id=100086970811154
Idiro ireto #groupe ireto ary (ianao am sary ikany) rejoindreo mba ho isan’ny membre ianao
https://facebook.com/groups/1287500775456914/
https://facebook.com/groups/757472716099472/…
Get your score on the leaderboard!
Only you can see your profile photo above.
FACEBOOK GAMING
Piano Music Master
Competition ended 33 days ago
Play

N’HÉSITEZ PAS À METTRE VOS TALENTS À L’ÉPREUVE ! ————————————————— Malagasy Mandroso recherche un(e) Community Manager pour le développement et le renforcement de la notoriété de l’Entreprise. Si vous êtes intéressé(e), v

N’HÉSITEZ PAS À METTRE VOS TALENTS À L’ÉPREUVE !
—————————————————
Malagasy Mandroso recherche un(e) Community Manager pour le développement et le renforcement de la notoriété de l’Entreprise.
Si vous êtes intéressé(e), veuillez déposer votre candidature à notre siège situé à Anosibe.
Merci de vous munir de votre CV et d’une lettre de motivation indiquant vos prétentions salariales.
Le lundi 02 octobre 2023
Contact : 034 50 067 89
Adresse : Tranombarotra LIDA – Anosibe