Home

OFFRE VOATAVO – 19H A 20H30 – TAKALO TAKALO RAHA MISY MANANA LAOKA VOTAVO ANY IZAO DIA ENTO ATY FA ATAOKO 50% NY MINE SAO TERA IZAO HARIVA IZAO – ATSASABIDY BE IZAO NO ALOHANAO DIA ALAIKO NY VOTAVONAO FOOD IS BAE – NO REGIME

OFFRE VOATAVO – 19H A 20H30 – TAKALO TAKALO
RAHA MISY MANANA LAOKA VOTAVO ANY IZAO DIA ENTO ATY FA ATAOKO 50% NY MINE SAO TERA IZAO HARIVA IZAO – ATSASABIDY BE IZAO NO ALOHANAO DIA ALAIKO NY VOTAVONAO
FOOD IS BAE – NO REGIME

OFFRE ANAMAMY SY ANGIVY – MAITRE – TAKALO RAHA MISY MANANA LAOKA ANAMAMY SY ANGIVY ANY DIA ENTO ATY ILAY LAOKA FA ATAOKO 50% NY VIDIN NY MAITRE IZAO ALINA IZAO ATSASABIDY NY VIDIN ILAY MAITRE 034 69 506 76 – 038 12 391 94 – 032 27 391 94

OFFRE ANAMAMY SY ANGIVY – MAITRE – TAKALO
RAHA MISY MANANA LAOKA ANAMAMY SY ANGIVY ANY DIA ENTO ATY ILAY LAOKA FA ATAOKO 50% NY VIDIN NY MAITRE IZAO ALINA IZAO
ATSASABIDY NY VIDIN ILAY MAITRE
034 69 506 76 – 038 12 391 94 – 032 27 391 94

As Fleur Bleue Hoantsika eto ANTSIRABE : Fantaro fa raha manana ronono 1litatra sy voasary makirana iray monja ianao dia efa mahavita fromage sy dobera ary crème fraîche tsara lavitra noho ireny amidy amin’ny tsena lehibe ireny Akoatr’

As Fleur Bleue
Hoantsika eto ANTSIRABE :

Fantaro fa raha manana ronono 1litatra sy voasary makirana iray monja ianao dia efa mahavita fromage sy dobera ary crème fraîche tsara lavitra noho ireny amidy amin’ny tsena lehibe ireny

Akoatr’ireo dia afaka manamboatra FROMAGE isan-karazany sns… koa ianao ao anatin’ny fotoana fohy.

Ifehezanao izany àry dia mahafaly ny Association Fleur Bleue ny manasa antsika rehetra hanaraka ny fiofanana izay hatao ny ZOMA 6 Oct na SABOTSY 7 Oct amin’izay andro mampalalaka anao :

Toerana : Les Fioretti Andranonahoatra akaikin’ny hôpital Marokana,
amin’ny andro mampalalaka anao arak’izao lamina izao:

amin’ny 8h30
Fromage 1:
Fanamboarana fromage au citron ilay fromage tsara indrindra erantany sy fromage dur, fromage fondu ary crème fraîche sy dobera.

aminny 10 ora
Fromage 2: fromage raitra:
Fromage gouda, fromage camembert ary mozzarella

amin’ny 1 Ora:
Fanamboarana yaourt isankarazany sy yaourt à boire natao hamidy.

amin’ny 2h30:
Glace isan-karazany sy esquimaux au chocolat.

Izahay no miantoka ny ingrédients ary maimaimpoana ny dégustation

Sarany :
2alina monja isaky ny andiam-piofana raha aloanao transfert mialoha amin’ny mvola amin’ny O341591925 fa miakatra ho 3 alina mandritra ny fiofanana.

Homena bonus fanaovana mascarpone sy fromage blanc izay manaraka andiam-piofanana 3 ka araraoty.

Raha misy liana amin’ny charcuterie, pâtisserie, fanodinana voankazo, fiompiana isankarazany manarapenitra dia iangaviana hiantso anay!

Aorian’ny fiofanana dia afaka
miasa avy hatrany ianao ary hotolorana attestation izay mila izany.

Filan-kevitra:
O341591925
O331966730
 » Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra ».

𝙉𝙖𝙨𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙡𝙞𝙠𝙮, 𝙫𝙤𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖, 𝙡𝙖𝙫𝙖𝙣𝙞𝙡𝙖. 𝙁𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖𝙠𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙤𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖, 𝙩𝙖𝙩𝙤 : https://emysoulkitchen.wordpress.com/…/les-moukaris-de…/•

𝙉𝙖𝙨𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙡𝙞𝙠𝙮, 𝙫𝙤𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖, 𝙡𝙖𝙫𝙖𝙣𝙞𝙡𝙖.
𝙁𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖𝙠𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙤𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖, 𝙩𝙖𝙩𝙤 :
https://emysoulkitchen.wordpress.com/…/les-moukaris-de…/•