Home

Afaka miditra mp avy hatrany Tompoko +4 Charcuterie online Send message Charcuterie online Mitohy ny Fandraisana commande ho an’ireo Izay hanjifa na koa ireo Izay mbola hivarotra. Mortadelle: Porc : 27 000Ar/kg Prix de gros : 24 000Ar/kg Vollaille : 2

Afaka miditra mp avy hatrany Tompoko
+4
Charcuterie online
Send message
Charcuterie online
Mitohy ny Fandraisana commande ho an’ireo Izay hanjifa na koa ireo Izay mbola hivarotra.
Mortadelle:
Porc : 27 000Ar/kg
Prix de gros : 24 000Ar/kg
Vollaille : 27 000Ar/kg
Prix de gros : 24 000Ar/kg
Boeuf : 25 000Ar/kg
Prix de gros : 22 000Ar/kg
Melange : 25 000Ar/kg
Prix de gros : 22 000Ar/kg
Salami cuit : 27 000Ar/kg
Prix de gros : 24 000Ar/kg
Pâte porc : 25000Ar/kg
Prix de gros : 22 000Ar/kg
Jambon (sur commande)
Maigre : 45 000Ar/kg
Prix de gros : 40 000Ar/kg
Vollaille : 45 000Ar/kg
Prix de gros : 40 000ar/kg
Saucisson 6 000ar
Misy livraison manomboka 3000ar ny frais arakaraka ny halavirana lalana.
Mandefa any amin’ny Province
Alefaso MP 1andro mialoha ny commande, mihoatra ny 1kg vao misitraka ny prix de gros
Contact : 034 82 802 89
034 99 831 27
ou Mp
#charcuterie
#mortadelle
#salami

CALMAR PM entier 25000 ar FILET DE CABOT 22000 ar FILET D’ESPADON 22000 ar CREVETTE GM SANS TÊTE 40000 ar THON BLANC TRANCHE 17000 ar MAHALOKY 10000 ar BOULETTE DE POISSON 20000 ar MERLAN GM 14000 ar Réduction de prix à partir de 3 kg

CALMAR PM entier 25000 ar
FILET DE CABOT 22000 ar
FILET D’ESPADON 22000 ar
CREVETTE GM SANS TÊTE 40000 ar
THON BLANC TRANCHE 17000 ar
MAHALOKY 10000 ar
BOULETTE DE POISSON 20000 ar
MERLAN GM 14000 ar
Réduction de prix à partir de 3 kg

POISSONNERIE NIRIH
Anatihazo Isotry
Itaosy horizon
Ivato commune
Contact :0341231723
Sayez le livraison !! à partir de 4000 ar

Resaka sakafo omena ny akoho gasy ndray no zaraiko androany.Maro isika no mangataka izany amin’ny MP . Voalohany aloha dia mila fanta-tsika fa ny katsaka dia akora tena ilain’ny akoho ary ny katsaka no tokony ho betsaka indrindra amin’ny provende ! Maro

Resaka sakafo omena ny akoho gasy ndray no zaraiko androany.Maro isika no mangataka izany amin’ny MP .
Voalohany aloha dia mila fanta-tsika fa ny katsaka dia akora tena ilain’ny akoho ary ny katsaka no tokony ho betsaka indrindra amin’ny provende ! Maro ny formule efa nandramako fa ity no hitako nety tamiko sady nahitako vokatra tsara :
Akoho kely vao fohy – 15jours
demmarage efa vita no omena azy( tsy azoko atao ny milaza anarana société eto fa raha mahalina dia MP no ilazaiko azy)
15jours-45jours
io démarrage io 50% semoule le madinika indrindra 50% izany hoe 1kg démarrage ary semoule 1kg
45 jours-75jours
demarrage 25% ary semoule madinika indrindra 75%
75jours-120jours
Provende 5kg :
-Demarrage : 0,5kg
– semoule vaventy : 2kg
-vovo_mangahazo : 1kg
-torteau de soja na voanjo :0,5kg
– vary: 1 kapoka sy tapany
– son de riz na son de blé :0,5kg
-CMV chair : 5 sotrokely =5g
-lysine : 3 sotrokely = 3g
-méthionine : 2 sotrokely = 2g
« Somary asina rano kely rehefa anome azy »
120jours ….
Maraina
Katsaka 50% vary 50%
Hariva
katsaka 25% vary andrahona atao mangotraka fotsiny 50% ary apombo 25%
 » somary asina rano kely rehefa anome azy »
Mila zavatra maintso ny akoho gasy ary amin’ny atoandro no omena Anana ,na akoho kely na lehibe.
5mois tokony 1kg minimum lanja maty ny akoho amin’io formule io .
REMARQUE : nomenay maimaimpona de zarao maimaimpona fa vorara ny manao fitadiavam-bola aminy fahaizan’ ny hafa !!!
Momba ny traitement mila atao amin’ny akoho indray no hozarainay manaraka ,ka harao hatrany ny page .

Miarahaba tompoko promotion vitsy2 Sao tara an machine broyeur provende afaka manoto taolana , akorandrika,katsaka ,koba , vovontrondro, café sns amin’ny vidiny 4millions 5 machine fmg na 9hetsy ,Ary machine granulés ho any poulet de chair 17millions fmg

Miarahaba tompoko promotion vitsy2 Sao tara an machine broyeur provende afaka manoto taolana , akorandrika,katsaka ,koba , vovontrondro, café sns amin’ny vidiny 4millions 5 machine fmg na 9hetsy ,Ary machine granulés ho any poulet de chair 17millions fmg 0349950450 vitsy kely fa tongava malaky 67ha sud mandefa faritany