Home

Mention spéciale aux nouveaux super fans ! Andrnv Fnaritr Clous’s, Ckaella ZeroTwo, Keisha Manoa, Navalonirina Stéphania, Tsiaro Adr, Ericka Vhn, Cheyllah Tedk, Raharinirina Koloina, Lucio Salama, Mamy Volatiana, 득한, Dianne Ravel

Mention spéciale aux nouveaux super fans !
Andrnv Fnaritr Clous’s, Ckaella ZeroTwo, Keisha Manoa, Navalonirina Stéphania, Tsiaro Adr, Ericka Vhn, Cheyllah Tedk, Raharinirina Koloina, Lucio Salama, Mamy Volatiana, 득한, Dianne Ravel

Film Alimentaire étirable GM/PM Top qualité Prix GM : • 120.000ar /30cm x 1000m • 165.000ar /45cm x 1000m • 185.000ar /50cm x 1000m Prix PM : • 12.000ar /30cmx50m • 15.000ar /30cmx100m • 18.000ar /30cmx200m • 27.000ar /30cmx270m Film étirable aliment

Film Alimentaire étirable GM/PM
Top qualité
Prix GM : • 120.000ar /30cm x 1000m
• 165.000ar /45cm x 1000m
• 185.000ar /50cm x 1000m
Prix PM : • 12.000ar /30cmx50m
• 15.000ar /30cmx100m
• 18.000ar /30cmx200m
• 27.000ar /30cmx270m
Film étirable alimentaire Jaune :
45.000ar /30cmx274m
50.000ar /35cmx274m
55.000ar /40cmx274m
60.000ar /45cmx274m
Scotch Double face adhésif
Prix : 12.000ar
Avec paillette : 15.000ar
Papier Alu alimentaire
Prix : 15.000ar /30cmx10m
Mp ou
0329382349
Livraison partout Mada
+2

ITsangana Education & Learning Send message ITsangana ´Ndao resahina ny mahakasika ny Azote izay singa tena ilaina amin’ny fambolena Ny Azote dia otrikaina tena ilaina amin’ny fitomboan’ny voly. Anisan’ny mandrafitra ny proteinina izy io, anatin’izany ny

ITsangana
Education & Learning
Send message
ITsangana
´Ndao resahina ny mahakasika ny Azote izay singa tena ilaina amin’ny fambolena
Ny Azote dia otrikaina tena ilaina amin’ny fitomboan’ny voly. Anisan’ny mandrafitra ny proteinina izy io, anatin’izany ny « enzymes », ary ny asidra nokleika, anisan’izany ny ADN.
Amin’ny maha singa iray amin’ny chlorophylle azy dia manana anjara toerana lehibe amin’ny atao hoe photosynthese izy.
Ny azote avy amin’ny tany no tena sakafon’ny zavamaniry. Ny sasany amin’izy ireo ihany, indrindra ny legume, no manana fahafahana maka azy amin’ny rivotra amin’ny alàlan’ny fifandraisana amin’ny bakteria.
Ny fitantanana ny Azote dia ny fampifandanjana araka izay azo atao ny filan’ny zavamaniry ambolena sy ny famatsiana ny Azote samihafa izay ahazon’izy ireo tombotsoa mandritra ireo dingana samihafa amin’ny fivelarany.
Ny tsy fahampian’ny azote
dia mety hampihena ny fahavokarana sy ny vokatra, indrindra ny kalitaon’ny vokatra aza.
Azote no betsaka anatin’ny zezika ranony izay vokarin’ny ITsangana
#itsangana
#agriculturebiologique
#Agriculture
#FAMBOLENA
#agroécologie
#Boky
#Formation

Miezaka ny ho matihanina foana hatrany aho miaraka amin’ny Agrivet ! Ho anareo mpiompy omby vavy beronono, natao ho anareo ity fitaovana FITERENA NONO ity. Tsy mandany fotoana be ny fampiasana azy satria omby vavy be ronono 2 be izao no afaka terena

Miezaka ny ho matihanina foana hatrany aho miaraka amin’ny Agrivet !
Ho anareo mpiompy omby vavy beronono, natao ho anareo ity fitaovana FITERENA NONO ity.
Tsy mandany fotoana be ny fampiasana azy satria omby vavy be ronono 2 be izao no afaka terena miaraka ary mahazaka hatramin’ny 60 litatra izy ity. (2*30Litatra)
#AGRIVET #Agrishop #Machine_à_traire #Omby_vavy #Ombyvavyberonono #Fiompiana #Miompy