Manohy ny ezaka hatrany ny fanjakana hamahana ny olan’izy ireo.
Nanome lakana vita amin’ny « fibre de verre », harato ary fitaovam-piompiana trondro no nomena ireo mpanojono tao Ambinanibe, fort-dauphin.
« Fanjakana manohana ny mpanjono ao Ambinanibe »
