Sakafo Vita Malagasy

Fihas Groupe
Send message
Fihas Groupe
2 days ago
PROMOTION BE INDRAY ATO AMINAY
Noho ny fangatahany Besinimaro dia averina promotion indray ny vidina vary ato aminay:
SEMENCE : 123000 Ar ny gony 50 kg amzao promotion zao ( 2460 ny kg, 700 kapoaka)
Au lieu de 125000 Ar prix mahazatra
MAKALIOKA : 135000 Ar ny gony 50 kg amzao promotion izao (2700 ar kg, 800 Ar kapoaka)
Au lieu de 140000 Ar prix mahazatra
DISTA : 135000 Ar ny gony 50 kg amzao promotion zao (2700 Ar kg, 800 Ar kapoaka),
Au lieu de 140000 Ar prix mahazatra
VARY GASY MENA : 123000 Ar ny gony 50 kg amzao promotion zao (2460 ar ny 1 kg ar 700 ar NY kapoaka)
Au lieu de 125000 Ar prix mahazatra,
VARY GASY MAVOKELY : 123000 Ar ny gony 50 kg amzao promotion zao (2460 ar ny 1 kg, ary 700 ar ny kapoaka),
Au lieu de 125000 Ar prix mahazatra
VARY TSIPALA : 123000 Ar ny gony 50 kg amzao promotion zao, (2460 Ar NY 1 kg ary 700 ar NY kapoaka)
Tsara be Daholo ary Vary TRANAINY
Mitombo tsara,
Madio tsisy vato,
Tsy mifangaro Stock,
Tsara lanja,
AFAM-PO ianao vao Mandoa vola ato aminay ary Garantie 100%
Manome izay ilainao na firy na firy ary manao livraison iany koa any ambaravaranao
Mp avy hatrany hoanao izay liana,
Tolotra mandalo hatraminy 04/08/2024
Contact: 038 39 799 98 / 0343192774

Articles recommandés

« Maïs pop-corn : Tonga arrivage, 20.000 Ar/Kg »

Dégustez un Ventre d’Esturgeon Délicieux !