Sakafo Vita Malagasy

Salama daholo!!
Ity ry reto ah
Crème épilatoire efficace be
Fanalana ny volo rehetra amin’ny vatana
Tsy marary rehefa manala azy fa hosorana tsara ny faritry ny vatana misy volo tianao ho esorina dia ajanona fotoana vitsivitsy 3hatramin’ny 7min eo avy eo fafaina fotsiny (efa misy fanesorana azy)
Misy tombony maro bé azo aminy fampiasana azy toy ny izy:
Manala ilay maintimainty vokatra ny rasoire iny
Tsy mangirifiry rehefa avy manala azy ary malandina tsara ao aorina ny épilation
Manala ny monimony kely eo am fivaviana sy ny elika ireny
Ela vao maniry ny volo ary tsy mangidihidy rehefa mitsiry
034 75 246 23
Livraison Tana -Province

Articles recommandés

Savon Afrique du Sud : Efficacité & Beauté