17 hours ago
Tena afa- po daholo izay rehetra nampiasa
Volo miloko tena ringitra be ireto Dia nasiana
Masque Hibiscus
Vao nampiasa indray mande Tonga Dia malemy sy nangirana
Izay rehetra hoe mankafy volo tsotra be ,malefaka,mangirana Dia afaka mampiasa azy Io daholo
Tsy fatatra intsony ny volo hoe ngita raha mampiasa azy Io
Mitongava mp
034 99 502 35
