#Vita_aminy_retinol_pure…..
(Le rétinol accélère le renouvellement cellulaire pour diminuer l’apparence des rides et améliorer l’uniformité du teint. L’acide salicylique permet lui d’éliminer les imperfections et de stimuler l’exfoliation pour une peau purifiée, lisse et nette.)
Manala kentrona_cernes ambany maso_ary tena mampihenjana tsara ny hoditava tsy hiroraka
Afaka hi_traitena ilay hoditava simba feno kilaodaoka ny mony na feno panda ireny ihany koa io(7jours dia hita tsara ny effet any)
Mampikatona masokoditra koa ny rétinol ary rehefa mikatona ny masokoditra dia tsy mitera menaka sy be mony na points noirs intsony fa madio tsara
Éclaircissant)manazava ny hoditra ary tsy mifidy fa afaka ampiasain’ny rehetra
034 75 246 23
Livraison Tana-Province
Révélez une peau radieuse: effacez rides et imperfections
