Sakafo Vita Malagasy

Cheese Shop
Send message
Fromage Vita Malagasy
9 hours ago
Mozzarella
32000ar ny kg
tsara kalitao, mitsonika tsara
afaka atao @salade ihany koa
manao livraison eto Tana
mandefa any amin’ny faritra
0349372879

Articles recommandés

Sakafo ara pahasalamana sy be otrikaina ny fromage soja,mahasolo hena izy io ho anao vegan na végétarien(ne), ho anao manao régime alimentaire, ho anao mpikotrana. Afaka ampiarahana aminy sakafo rehetra izay tianao, na goutter, na laoka, na régime mety

Fromage Kraft : Mlay, Mora, Livraison Maneran Nosy

M Food: Délicieuses spécialités malgaches