Sakafo Vita Malagasy

Indro ny tsara ary ,
Vokatra Malagasy 100%
Ny-Soa fromage ary misy azo hisafidianana
Manasa anao hitsidika ny pejy
Jerevo izay ilaina ary alefaso ny commande
Ny-Soa fromage
4 days ago
#fromages Salama daholo indray isika rehetra oh
Resaka fromage lay raha
Ny-Soa fromage dia manana ireo karazana fromage izay itantsika amin’ny sary ary mamatsy ho antsika mpanao sakafo , manerana ny nosy
Aza misalasala manotany
NB: efa eo amin’ny sary ny prix
Mandray commande en MP na ihany ka 0348265002,

Articles recommandés

Formation professionnelle en charcuterie: devenez un expert dès le 15 juin – Itaosy

« Jambon, Salami, Poitrine : Livraison Tana & Province »

[ « Formation Pratique Charcuterie : Devenez un Pro ! » ]