Sakafo Vita Malagasy

1- Anti oxydant , anti inflammatoire
2- Fanafody nify , mampijanona fanaintainana raha marary nify
3- Manala ireny fery anaty vava ireny
4- Azo ampiasaina am hoditra analana fery , vay , mangidihidy am vatana
5- Tsara Hoan olona tsy mipipy na miangona am vatany ny rano
6- Tsara hoan olona maina lava ny vava
7- Tsara hoan olona manao ulcere gastrique , marary vavony
# Tsy azon’ny ireto olona ireto hoanina , olona misy cancer prostate , mararin’ny prostate , mihinana fanafody diuretique , olona mamo , vehivavy mitondra vohoka
* Tsara atao ro mazava
* Atao am loka ( trondro , hena , legumes, soupe sns…)

Articles recommandés

« Les bienfaits cachés de l’Azy »