Sakafo Vita Malagasy

Send message
Tahina patis’soa
5d
Ity ary ilay nandrasana
PÂTE de FRUIT
bonbon voankazo hoy ny sasany
Produit naturel tsisy produit chimique
A base de fruits et sucre
Gélifiant végétal (pectine a base de pépin)
4500ar ny 100g, raha +de 1kg de 40000ar
Mahazo soamanandrariny
Izay be point amin’ity herin’andro ity mahazo 100g 1
Mazotoa daholo ary

Articles recommandés

« Délicieux Kafé Malagasy & Box Mofo à Meal Box »

10h 3andro Dia madio tarehy rehefa mampiasa Crème Argile mélange be 5 poudre argile no anatin’ity Crème ity. -mahafotsy -manala tâche -mahatanora hoditra -manala cerne Sy point noir Mitongava mp izay Liana na Mila 034 99 502 35