Sakafo Vita Malagasy

3h
Izay Tonga lany izay Tonga lany!
Laoka mafilotra be! Amalona maintso nohamainina! Azo tehirizina ela, azo atao voandalana,
Alarobia izao indray ny livraison manaraka ho an’Antananarivo mandefa any amin’ny faritra hafa ihany koa!
Kitozan’amalona maintso maina 40000ar/pacquet
Commande hafatra miafina na 0384468269
Araraoty Ary

Articles recommandés

[ « Madeleine : Un Délice à 2500 Ar le Paquet », « Délicieuses Madeleines : 2500 Ar pour 5 » ]