Sakafo Vita Malagasy

{« @context »: « http://schema.org », « @type »: « Recipe », « name »: « Flan : Recette simple & gourmande », « description »: « Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy indray ny tenako. Hizara recette fanamboarana flan aho androany. », « image »: « https://www.example.com/flan.jpg », « author »: { « @type »: « Person », « name »: « Soa Kaly » }, « keywords »: « flan, recette, cuisine malagasy, dessert », « recipeIngredient »: [ « 0,5 l ronono », « 250 ml crème liquide », « 125g siramamy », « 5 jaune d’œuf », « 50 g maïzena » ], « recipeInstructions »: [ « Ampangotrahina ny ronono », « Afangaro ao anaty vilia bol ny tamenaka atody sy ny siramamy ary ny maïzena . Rehefa mangotraka ny ronono arotsaka ao anatin’ilay fangaro avy eo hataingina eo ambony afo avy hatrany. », « Aroina foana mandrapangotraka azy.Raha vao mangotraka dia avela ho masaka pendant 30 s .Izay vao esorina ka avela mangatsika. », « Afanaina 180 °C ny lafaoro. », « Kapohina ny crème liquide dia arotsaka ao anatin’ilay ilay flan vita teo.Rehefa mifangaro tsara dia arotsaka ao anatin’ilay moule efa nampiana dobera na menaka. », « Andrahoina ao anaty lafaoro mandritra ny 35 à 45mn tokony ho doré tsara ny tampon’ilay flan rehefa vita. », « Esorina anaty moule @ zay izy rehefa vita. » ], « cookTime »: « PT45M », « prepTime »: « PT15M », « recipeYield »: « 6 servings », « nutrition »: { « @type »: « NutritionInformation », « calories »: « 300 », « fatContent »: « 10g », « carbohydrateContent »: « 40g », « proteinContent »: « 5g » } }

4 hours ago
Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy indray ny tenako. Hizara recette fanamboarana flan aho androany.
Ingrédients :
0,5 l ronono
250 ml crème liquide
125g siramamy
5 jaune d’œuf
50 g maïzena
Fikarakarana azy:
Ampangotrahina ny ronono
Afangaro ao anaty vilia bol ny tamenaka atody sy ny siramamy ary ny maïzena . Rehefa mangotraka ny ronono arotsaka ao anatin’ilay fangaro avy eo hataingina eo ambony afo avy hatrany.
Aroina foana mandrapangotraka azy.Raha vao mangotraka dia avela ho masaka pendant 30 s .Izay vao esorina ka avela mangatsika.
Afanaina 180 °C ny lafaoro.
Kapohina ny crème liquide dia arotsaka ao anatin’ilay ilay flan vita teo.Rehefa mifangaro tsara dia arotsaka ao anatin’ilay moule efa nampiana dobera na menaka.
Andrahoina ao anaty lafaoro mandritra ny 35 à 45mn tokony ho doré tsara ny tampon’ilay flan rehefa vita.
Esorina anaty moule @ zay izy rehefa vita.
Mankasitraka indrindra tompoko ôh
!

Articles recommandés

Gâteaux sur mesure à Antananarivo !

Amalona Maintso : Goût & Conservation Exceptionnels

Pâte Feuilletée : Pain Choco, Croissants, Mille Feuilles & Plus !