Sakafo Vita Malagasy

Aza tara ary mandefa commande ao amin’ny mp na antsoy direct ny 0340459897 raha tia hanjifa vokatra PASTAGASY
Madakaly Antananarivo
15 hours ago
Défi culinaire
Raikitra indray ary ny quiz-ntsika manaraka!
Iza ny sauce tianareo atao amin’ny PASTAGASY nareo?
Ilay bolognaise ve
: vita amin’ny saosy voatabia sy totokena
Sa ilay carbonara
: vita amin’ny tamenak’atody sy fromage
Anareo ary ny safidy , andao hanisy réaction amin’izay tiany daholo
#pastagasy #vitamalagasy

Articles recommandés

Outils professionnels : Scies, Dremels, Clés

« Miam Be : Recette gourmande & Simple à Faire »