23 hours ago
Ny any amin’areo koa ve mba mafana be? ny taty koa tena tsy zaka fa vao nihinana glace tao amin’ny bookafé teo Ampasapito zah dia nangatsiatsiaka.
Tsara sady mampahazo aina éry!
Ianao angaha tsy ihinana? Tongava malaky fa mbola ao ny anjaranao.
#Bookafé #restaurant #glace
« Glace à Bookafé : La fraîcheur qui vous attend! »
