Miam miam, Découvrez le Suprême de notre burger signé par la combinaison de steak haché, du fromage cheddar, des oignons, tomates, salade et du Cornichon. Servi dans un pain brioché avec une sauce cocktail, ce burger promet une explosion de saveurs à cha

Miam miam,
Découvrez le Suprême de notre burger signé par la combinaison de steak haché, du fromage cheddar, des oignons, tomates, salade et du Cornichon.
Servi dans un pain brioché avec une sauce cocktail, ce burger promet une explosion de saveurs à chaque bouchée.
Idéal pour les passionnés de saveurs riches. Venez déguster notre délicieux Tasty burger.
Bon appétit!
#TASTYTACOS #burger
Tanjombato – 100m du pont vers RN7
Parking Shop Liantsoa
Horaire d’ouverture : Lundi-Samedi du 10h à 19h
Livraison possible
034 09 210 17

Iza no efa nihinana salade spéciale Bookafé? Ny Salade BOOKAFÉ dia ahitana Légume nilona vinaigre efa elaela, somary marikivikivy izy io Mety tsara ho an’ireo tia marikivy rehetra misy Tsatsiou Sy poulet ihany koa miaraka aminy, miam miam Aza m

Iza no efa nihinana salade spéciale Bookafé?
Ny Salade BOOKAFÉ
dia ahitana
Légume nilona vinaigre efa elaela, somary marikivikivy izy io
Mety tsara ho an’ireo tia marikivy rehetra
misy Tsatsiou
Sy poulet
ihany koa miaraka aminy, miam miam
Aza misalasala manantona aty amin’ny Mikoja Ampasapito rah te ihinana ary, azonao atao ihany koa ny miantso mivantana ny laharana 032 05 231 15 raha hanao comande.
Livraison possible
#Bookafé #restaurant #saladee

Iza no tsaroana vao hoe miresaka Mine-Sao ? Mentionneo izy dia atoroy anazy ny bon plan aloha fa hafa mihintsy koa ny Mine-Sao raha mbola ato amin’ny @Bookafé, fa sady matsiro be no be fangaro be. #BOOKAFE#livraison#possible +261 32 05 231 15 Enceinte

Iza no tsaroana vao hoe miresaka Mine-Sao ?
Mentionneo izy dia atoroy anazy ny bon plan aloha fa hafa mihintsy koa ny Mine-Sao raha mbola ato amin’ny @Bookafé, fa sady matsiro be no be fangaro be.
#BOOKAFE#livraison#possible
+261 32 05 231 15
Enceinte Mikoja Ampasapito

Miarahaba an’i Tokyniaina Sarobidy, izay Nahazo ny points ambony indrindra tamin’ny lalao izay nataontsika tamin’ny herinandro lasa teo. Mbola mitohy ny lalao tsika anh, ho an’izay mazoto manao : réactions commentaires partages invitation d’amis Ireo no

Miarahaba an’i Tokyniaina Sarobidy, izay Nahazo ny points ambony indrindra tamin’ny lalao izay nataontsika tamin’ny herinandro lasa teo.
Mbola mitohy ny lalao tsika anh, ho an’izay mazoto manao :
réactions
commentaires
partages
invitation d’amis
Ireo no mahazo points ambony indrindra no mivoaka ho mpandresy, andao ary e.
Bonne chance daholo!
#restaurantBookafé
+261 32 05 231 15
Enceinte Mikoja Ampasapito

Découvrez un monde de saveurs asiatiques dans notre restaurant de cuisine chinoise ! Que vous soyez un amateur de classiques chinois ou un explorateur culinaire en quête de nouveautés, notre menu varié saura vous ravir. Visitez-nous aujourd’hui ou comma

Découvrez un monde de saveurs asiatiques dans notre restaurant de cuisine chinoise !
Que vous soyez un amateur de classiques chinois ou un explorateur culinaire en quête de nouveautés, notre menu varié saura vous ravir.
Visitez-nous aujourd’hui ou commandez en ligne pour un repas authentique à déguster chez vous.
Bon appétit !
contact : 038 56 726 40
Lieu : 67 ha prés de l’arrêt bus garage