Sakafo Vita Malagasy

!!
Salama hariva daholo aloha ehhh
Efa vonona tsara vé ianareo hamaky an’ity VAOVAO BEEE MANKADIRY ITY??
Sokafy tsara ary ny maso sy ny sofina ohhhh
Manomboka izao dia MAHAZO BOISSON OFFEERTE ANAKIRAY IZAY MANAO COMMANDE SANDWICH 10!!!!!
Ieny tompoko ohhh!!! Mahazo boisson anakiray !!!
Raha mi-commande 50 sandwichs kosa ianao na mihoatra an’izay dia MAHAZO!!!!!………Firy ary hoy ianareo???
…..2 SANDWICHS GRATUITTTTTSS!!
Raha mi-commande 100 sandwich kosa ianareo dia mahazo
……4 SANDWICHS GRATUITTSS!!!!
Fa tsy mahafinaritra vé hoy ianareo izany???
Ity tolotra ity moa dia miompana kokoa amin’ny mpanao « opérations » kanefa dia tsy manakana ireo tena mpankafy sandwich koa izahay fa afaka mi-commande izay mety aminareo ianareo na 200 ary ehhh
Ho avy tsy ho ela ny tolotra vaovao an
Araho tsy tapaka ny pejintsika an

Articles recommandés

M Food: Plats à emporter & livraison à Tana

Livraison de commande via MP à 1200 Ar