Sakafo Vita Malagasy

Team Lalao
10 hours ago
TEAM BUILDING

Client : LECOFRUIT
ORGANISATION A à Z
(pt Dejeuner-entree-resistance-dessert- Lots-Sono-Animation -Jeux – Zumba)
Hafaliana foana annn , Tsiky lava,miaraka aminao…..
Matoa napetrakay ny tarigetranay amin’ity Team building ity hoe :

FUN et COHESION
dia satria sady hainay no voafehinay ary tsy maintsy afa-po foana ny Client satria ilay Fil fitondranay mihitsy no mahatonga ny asanay mipaka eny amin’ny Tsirairay
Fa ireto aloha ny numéro mahazo fa sao ianareo koa te ho afa-po tanteraka toy ny Client anay :
0346112725
0328176436
dozera.rad26@gmail.com

Articles recommandés

Pâte Feuilleté: Pains & Desserts Faciles

« Fruits, légumes & épices : Frais et abordables »

« Sakafo Matsiro sy Tsara Vidiny »