Sakafo Vita Malagasy

7 hours ago
· Antananarivo
Mety izay no teniny fa tsy azy ny fahefana ka
Asa aloha ianao raha ohatra azy e?
Fa ato aminay kosa fitiavana ifampizarana be foana
ary mandresy ny fankahalana rehetra.
Tena tianay be ianareo ary akaikin’ny fonay foana
Manolotra fisaorana sy fankasitrahana izahay ho anareo rehetra nametraka fitokisana taminay ka tena tsy miala hatramin’izao
Satria nahoana ary?
Tsy izay lazain’ny olona akory io fa ny hatsarana
miampy fitiavana ifampizarana dia miteny ho azy manohitra ireo mpaka tahaka sy mpanenjika
Ianao koa raha te hiaraka aminay, tsy an-tery fa safidy malalaka dia ‘ndao e, miara-tafita isika
Fa nefa koa tsy voatery hety amin’ny rehetra, fa izay vonona no mandeha e!!!!
Ireto misy vokatra vaovao mahafinaritra kely:
poussins AUSTRALORP (zanany kely)
15 jours-20 jours
salama sy mavitrika
Miavaka amin’ny loko ilay somary manopy manga iny
nefa tena mbola ikoizana ihany koa raha hanatody lava
Aseho ireo ihany ny ray aman-dreniny « Parents » ary ny antsika sary tena izy hatrany
IZAY VONONA TOKOA NO MANDEHA E!!! Izay tsy variana mihainohaino siosion-dresaka etsy sy eroa fa vonona ny hiezaka avy hatrany
VIDINY: any amin’ny « Message privé » irery ihany.
Miandry anao izahay handefa hafatra aminay na koa tonga dia antsoy mihitsy fa maninona moa
0343978987/0326958455
?? Livraison Tana & Provinces
#Tsy_voatery_hety_aminao_fa_safidy
#tsy_miova
#fitiavana_fa_tsy_fankahalana
#ho_anao_mihitsy_io
#tsenantsikarehetra_ofisialy

Articles recommandés

Pizza à petit prix: Plongez dans la gourmandise!