Archive dans 31 octobre 2023

Voly hazo Fihinam-boa fruit du dragon na fakantsilo hoy isika Fa tena lafo vidy ny voan’izy ity any amin’ny grande surface an Mora ambolena izy ity an tsy dia mila fikarakarana be akory Afaka ambolena anaty bidon jaune Ampianarinay anao ny fanaovana

Voly hazo Fihinam-boa
fruit du dragon
na fakantsilo hoy isika
Fa tena lafo vidy ny voan’izy ity any amin’ny grande surface an
Mora ambolena izy ity an tsy dia mila fikarakarana be akory
Afaka ambolena anaty bidon jaune
Ampianarinay anao ny fanaovana pollinisation mba hamokarany
20 000 Ar ny zanany iray /manao livraison /mandefa amin’ny faritra

Salama daholo o vokatra manaraka, Australorp lahy noir gros gabarit nampiarahana @ cou nue géant vavy Ny tanjona dia ny ahazahoana akoho vaventy(nofosana) sady maro atody Misy zanany maromaro izy ato ka andefa vitsivitsy zahay (haingampitombo be zareo

Salama daholo o
vokatra manaraka,
Australorp lahy noir gros gabarit nampiarahana @ cou nue géant vavy
Ny tanjona dia ny ahazahoana akoho vaventy(nofosana) sady maro atody
Misy zanany maromaro izy ato ka andefa vitsivitsy zahay
(haingampitombo be zareo ireto) ,,2 volana latsaka herinandro
Toerana : Ambohimangakely
Tel : 038 40 777 11
Mankasitraka o

Fantaro fa raha manana akoho kely iray ianao dia maty antoka raha latsaky ny 100 ny akohonao ao anatin’ny heritaona? Ifehezanao izany ary dia mahafaly ny Association Fleur Bleue ny manasa anao hanatrika ny fiofanana miompy akoho gasy nohatsaraina

Fantaro fa raha manana akoho kely iray ianao dia maty antoka raha latsaky ny 100 ny akohonao ao anatin’ny heritaona?

Ifehezanao izany ary dia mahafaly ny Association Fleur Bleue ny manasa anao hanatrika ny fiofanana miompy akoho gasy nohatsaraina ny alahady 5 Nov manomboka amin’ny 9 ora eto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra Antsirabe akaikin’ny hôpital Marokana.

Nohon’ny faha 25 taona nampiofanan’ny Fikambanana dia naidina ho 2000ar fotsiny ny droit ary misy boky omena anao maimaimpoana!

Akoatr’izany dia mitohy hatrany ny fampiofanana manamboatra fromage, pâtisserie, charcuterie, fambolena sy fiompiana sns amin’ny sarany morabe

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730
Tongava maro ary mifampilazà fa « izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

Misy fifaliana tianao zaraina @ fianakaviana ? Aty Puzzle no fotoana Jereo izao ito rangahy kely ito nahazo Ballo d’Or omaly dia izao tonga dia mi-KALAKY Tagueo koa ireo namanao sy havanao dia ndao mba hiaraka hifaly amzao faran’ny volana izao eeee Sad

Misy fifaliana tianao zaraina @ fianakaviana ? Aty Puzzle no fotoana
Jereo izao ito rangahy kely ito nahazo Ballo d’Or omaly dia izao tonga dia mi-KALAKY
Tagueo koa ireo namanao sy havanao dia ndao mba hiaraka hifaly amzao faran’ny volana izao eeee
Sady rahampitso anie tsy miasa e
Livraison : 034.33.323.38 na MP