18 hours ago
Asiantsika JEU D’INTERACTION ary euh
Izay Maman 1 be points indrindra mahazo « cadeau kely » ho Zaza ( mety hoe Tétine na biberon -na sakafo koa
… betsaka ny azo zaraina)
Aona nefa ilay fomba ahazoana points betsaka?
Miditra ho abonné, dia manao réaction matetika, aza adino ko nefa ny manao commentaires , indrindra indrindra mazotoa mi-partage publication
Zay fa aza adino ny MIZARA ary eh
Sy manaraka tsy tapaka ny pejy fa mizara sakafo afaka andrahoina ho an’ny Harenakely isan’andro ny atao amin’ny Pejy
bisous
« Gagnez des cadeaux pour votre bébé ! Jouez avec Asiantsika »
