Sakafo Vita Malagasy

21 hours ago
Miarahaba oh!
Alaminay hatrany dia hamoraina koa ny tontolonareo miaraka aminay
Tonga dia vonona sady mafana tsara ny poulet laqué entier ato aminay ny prix tsy miova fa 25.000ar foana
Aza tara ary fa alefaso ny commande-nao
034.03.033.78
Flashy Foods
Lieu : Antaninandro, Pont Behoririka ambony

Articles recommandés

Formation Pratique Charcuterie – ITAOSY HOPITALY

Livraison de produits frais à Antananarivo

Livraison demain: Cuisse de canard, Magret de canard, Foie gras, Canard gras…