2 days ago
Aiza ianareo no hamarana ity herinandro ity
Maro ny toerana azo aleha, fa hafa ihany i Bookafé;
Manan-karena tsiro sy sakafo miavaka hatrany
Dia nataonay am-pitiavana ho anareo izany.
Mirary faran’ny herinandro sambatra ho anareo rehetra o!
BOOKAFE
+261 32 05 231 15
Enceinte Mikoja Ampasapito
« Bookafé: Goûtez la saveur et la qualité »
