Sakafo Vita Malagasy

Ireo zava-tsoa afaka ampiasaina ny vomanga :
1/Afaka manalefaka ny faritra may amin’ny vatanao ny vomanga toy ny ovy ihany
Raha misy may ny vatanao dia ataovy boribory ilay vomanga dia ampetraho eo amin’ilay faritra may
2/Raha manana volo marary ihany koa ianao, izany hoe tsy lava na tapatapaka dia andramo fa rehefa tenehina ny ravin’ireny vomanga ireny dia afaka andomanao ny volonao mialohan’ny hanasàna azy.
3/Farany dia manalefaka ny areti-nify ihany koa ny fanaovana bain de bouche amin’ny ravina vomanga ihany.

Articles recommandés

Formation Irrigation : Pratique & Théorie à 67ha Ouest

« Souffrez-vous du dos et des membres ? Trouvez un soulagement ! »

Promotion Massage Exceptionnelle cette Semaine !