Sakafo Vita Malagasy

3 days ago
Homenay tombony manokana hianareo Antsirabe eto, hifampizaranay ny teknika sy voka-pikarohana nandritra izay 6 taona izay, hampitomboy eto ny fidiram-bolanao ary manangana asa tena avy hatrany ny hampitson’io io
———————————————-
ALAKAMISY 12 SEPTAMBRA 2024:
Fiompiana poulet de chair sy fiompiana akoho manatody lava
Charcuterie: fanamboarana saucisses matsiro, mortadelle, salami, pâtés, cervelas, fanodinana ny taolam-biby, ny volony, ny hodiny ary ny vokatra rehetra avy amin’ny fiompiana ho ZERO DECHETS sy lafo vidy
ZOMA 13 SEPTAMBRA:
Fiompiana kisoa maro anaka, hanomezanay anao ny secret’ny fanatavezana sy famoronana sakafo
Fanamboarana savony vaingany, savony ranony, vovontsavony, savoka, savony gasy, labozia, vinaigre, formule commercial
SABOTSY 14 SEPTAMBRA:
Fiompiana akoho gasy 10 + taona 1 = 1 000
Fanodinana ny soja: hanamboarana fromage, yaourt, sauce soja, ronono soja, Tofu, mayonnaise, crème fraiche, vovodronono, dobera ary ny famadihana ny soja ho lasa hena sns
AORIAN’NY FIOFANANA, DIA:
– Hahazoanao tantsoroka manokana
– Fampianarana pratika
– Ary fanampiana eo amin’ny lalambarotra
_____________________________
8:30 maraina
Caritas Antanivao Antsirabe, lalana mandeha Saint Martin
034 50 067 89
IANAO MISORATRA ANARANA MIALOHA, DIA HISY SURPRISE NATAO HO ANAREO
– Tompon’andraikitra: Malagasy Mandroso
– Mpiaramiasa:
Tranombarotra LIDA Anosibe
Radio HAJA

Articles recommandés

Nambinina Fruit de Mer : Spécialités du Dimanche

Milk Tea Active : 10 Parfums Délicieux !

Foir’Ferme : Rendez-vous des Amoureux du Jardin