Sakafo Vita Malagasy

a day ago
Tsy resaka ambony latabatra fotsiny ihany, fa hampiainanay mivantana mihitsy ianao, anaty
—————————————
|FITSIDIHANA FIOMPIANA VAVENTY|
Fotoana iray natao hanamafisa-traikefa, hahitanao mivantana ny teknika matihanina niofanana, fifampizarana samihafa, tari-dalana makany amin’ny fahombiazana ary ny lalan’ny fananganana fiompiana vaventy…
NY SABOTSY 31 AOGOSITRA 2024
————————————————-
Misorata anarana malaky tompoko, tolotra manokana natao ho anareo Mpiofana Malagasy Mandroso
Hianareo hanaraka fiofanana manomboka ny Alatsinainy 26 – 27 – 28 – 29 Aogositra izao ihany koa dia miomàna, fa tafiditra ny hisitraka ity tolotra ity hianareo
Fisoratana anarana :
MP
Antso
034 50 067 89
Mpikarakara: Malagasy Mandroso
Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA

Articles recommandés

Livraison Rapide à Antananarivo

Pain burger, coloré, tsotra: Art’Fy Patisserie

« Mortadelle sy Paté : Délices de Porc à Antananarivo »