Mpivarotra Zanankazo Rehetra
10 hours ago
Fotoana mety hambolena azy ity izao raha mazoto manondraka,manondraka in2 na in3 isak`erin`andro ihany anefa
Ny fambolena azy atoronay anao tsara indrindra fa ity Kaky ity tena mora ambolena kely
Vao manomboka mitdiry ravina daholo izy izao
na izy mbola zanany na ilay efa lehibe efa maniry amin`ny tany ireny ary
KAKY GREFFE FON`OMBY
izy itony tsy mia avo be fa iva2 hatrany foana
Zanany=15.000ar
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra
Kaky Greffe Fon`omby : Qualité et fraîcheur
